|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  singa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
4  Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
5  Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1]
Ohatra  6  ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao [4.27#]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Sampanteny 
8  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  singa
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  élément [1.13]
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19