|
|
|
|

Teny iditra1  sinintona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] voasintona, sintonina, tarihina: Sininton' ny herin' ny tany ny zavatra ka tsy maintsy mianjera
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#608] qu’on a tiré, tiraillé, attiré
Fototeny  5  sintona
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voasintona

Fivaditsoratra  10  anontsiny, antsoniny, isintonan, nantsoiny, nasintony, nisintona, nosintain, notsinina, sinintona, sintonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21