Teny iditra sinorona (sorona)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Voasorona, soronina, ampirehetina, velomina: Afo efa nosinorona ka hataonao inona indray [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay attisé, alimenté, dont on s’est servi pour attiser, alimenter [Abinal 1888]
Haiendriteny 
sinorona
sinoroko
sinoronao
sinorony
sinorontsika
sinoronay
sinoronareo
sinoron'
sinoron-
sinorom-
sinoro-
nosinorona
nosinoroko
nosinoronao
nosinorony
nosinorontsika
nosinoronay
nosinoronareo
nosinoron'
nosinoron-
nosinorom-
nosinoro-
hosinorona
hosinoroko
hosinoronao
hosinorony
hosinorontsika
hosinoronay
hosinoronareo
hosinoron'
hosinoron-
hosinorom-
hosinoro-
Teny mitovy hevitra voasorona

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27