Teny iditra sinosoka (sosoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voasosoka, sosohana, asiana kofehy mba hitovy tantana: Ba efa nosinosoka ity ka ratsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dans quoi on a intercalé du fil, des joncs, des plants, des graines
Qu'on a mis au-devant d'un autre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sinosoka, sinosoko, sinosokao, sinosony, sinosotsika, sinosokay, sinosokareo, sinosok', sinoso-
Ny lasa : nosinosoka, nosinosoko, nosinosokao, nosinosony, nosinosotsika, nosinosokay, nosinosokareo, nosinosok', nosinoso-
Ny hoavy : hosinosoka, hosinosoko, hosinosokao, hosinosony, hosinosotsika, hosinosokay, hosinosokareo, hosinosok', hosinoso-
Tovy hevitra voasosoka

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27