|
|
|
|

Teny iditra1  sinta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahatsiarovana maharary na torovana avy amin' ny hasasarana na fibatana zava-mavesatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a pain in every part of the body arising from over-fatigue
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] douleur qu'on ressent par suite d'un effort, d'une fatigue
6  [1.54] douleur ressentie par suite d'une fatigue
Ohatra  7  Ny sinta singiobe, izany no ozatra mifangozona amy ny olona. [2.48]
Voambolana  8  Fahasalamana
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Anarana :

Fivaditsoratra  12  antsi, antsy, natsi, sinta, tsain, tsyan

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21