Teny iditra | 1 sintonina |
Fototeny | 2 sintona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tarihina hankany amin' ny tena: Sintony ny vatasarihana Sarihana: Aza mbola sintonina ny harato Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny sintonina io |
Fivaditsoratra | 10 anontsiny, antsoniny, isintonan, nantsoiny, nasintony, nisintona, nosintain, notsinina, sinintona, sintonina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |