|
|
|
|

Teny iditra1  siny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine
Ohatra  5  Raha fitia tsy eran'ny kibo
ka rano tsy mahafeno siny
very sasaka am-pitondrana
[2.131]
6  Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny siny io

Fivaditsoratra  14  nisy, siny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21