Teny iditra | 1 sioka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka. |
Ohatra |
4 Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 siaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny sioka io |
Fivaditsoratra | 15 akiso, akosi, asiko, asoki, isako, isoka, kaosy, kiosa, kisoa, osika, saiko, saoky, sioka, soaky, sokay, sokia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |