Teny iditra | siontsiona | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fivezivezena atsý sy arý Fandehanana somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina. [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | siontsiona, sointsoina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |