Teny iditra sirao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ranon-javatra mamy dia mamy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: sirop.

Teny iditra sirao (sira)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana siraina [fitanisana]
Ohatra Sirao dieny izao ny laoka fa sao hadino [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31