Teny iditra | sirao | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ranon-javatra mamy dia mamy [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: sirop. | |
Teny iditra | sirao (sira) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana siraina | |
Ohatra | Sirao dieny izao ny laoka fa sao hadino
[1.1] | |
Fivaditsoratra | arosy, raiso, rosia, sario, saroy, sirao, siroà, soria |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |