Teny iditra | 1 sisa tavela |
Singan-teny | 2 sisa, tavela |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a remnant |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] le reste, le reliquat |
Ohatra |
6 Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka. [2.4] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |