Teny iditra | 1 sisilianina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Sisily, faritany iray amin' ny tapak' i Italia atsimo: Mahatratra dimy tapitrisa mahery ny isan' ny Sisilianina 4 Momba an' i Sisily, an' i Sisily na avy any Sisily: Misionera sisilianina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Sicilian [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 sicilien, sicilienne [3.1] |
Voambolana |
7 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 8 siSIly, Sisily |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |