Teny iditra sisivala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Tsihy lavalava kely apetraka eo anjorofirarazana ka atao ho an' ny Razana indrindra sy ny olo-manan-kaja tiana handrianina; raha mivelatra eo an-tokonana anoloan' ny varavarana ny sisivala, dia milaza izany fa ao anaty trano ny Razana ka voarara ny miditra ao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31