Teny iditra | 1 sivilina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivilina ilay komandà ka saika tsy fantatro |
Tsipelina hafa | 4 sivily |
Fivaditsoratra | 5 nisavily, sivilina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |