Teny iditra sns
Sokajin-teny   anarana (fanafohezanteny) [firaketana]
Famaritana malagasy   sy ny sisa [3.1]
Famaritana anglisy   and so forth [3.1]
Famaritana frantsay   et caetera [3.1]
Ohatra  
1Niaro izany hevitra izany ry Ferrand, Deschamps, Poirier, Vérin sns. [Randriamamonjy: Tantara]
2Vatsiany enta-madinika ilaina andavanandro (sira, labozia, afokasoka, sns.) [Razafiarivony: Harivolana]
Voambolana  
Fifanahafana   fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/20