Teny iditra soak > soaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitovitovy, mifandraidraika, teny fampiasa hilazana ny laharan-tsikidy [1.1]

Teny iditra soak > soaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Solo na mpanampy, mpandimby toerana [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

soak   
mamonto
to soak, to wet [1.7]
manakotsa
to soak, to wet thoroughly [1.7]
manampoka
to soak, to steep [1.2]
manditsaka
to drench, to soak [1.2]
soaked, drenched [1.2]
mandòna
to soak [1.7]