Teny iditra | soaka | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitovitovy, mifandraidraika, teny fampiasa hilazana ny laharan-tsikidy [1.1] | ||||||||||||
Teny iditra | soaka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Solo na mpanampy, mpandimby toerana [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | akosa, asoka, kasao, kasoa, sakao, sakoa, saoka, soaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |