Teny iditra soaloha
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] Enti-milaza tandrok' omby fanaperana, izany hoe mivolantsinana roa mitovy bika tsy misy tomika ka manatsara bika ny omby [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

2009/09/01