|
|
|
|

Teny iditra1  soaloha
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] Enti-milaza tandrok' omby fanaperana, izany hoe mivolantsinana roa mitovy bika tsy misy tomika ka manatsara bika ny omby [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  label="tandrokomby" run="omby?tv=t" />

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26