| Teny iditra | 1 soamadodoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Maika, dodona; entanin-kafaliana: Soamadodoka ny vahoaka namonjy hijery ilay fiaramanidina an-drano nipetraka teo Mandroseza
[1.1] |
| Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|