Teny iditra | 1 soamalondona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry mitovitovy amin' ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony mampivalana, ataon' ny olona famonoam-boalavo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (de soamalo et dona : coup, choc violent ; allusion à l'emploi du tubercule frais, en topique sur les coups, pour éviter les hématomes ; il faut prendre garde à sa toxicité et ne pas l'employer en cas de lésions ouverte). Euphorbia primulifolia Baker (Euphorbiaceae). Même emploi que soamalo comme mort-au-rat naturelle. On l'appelle encore tangemboalavo, c'est-à-dire : poison des rats (les deux noms sont cités par Malzac). [Merina]
5 [Betsileo] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 7 soamalondoka |
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny soamalondona io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |