|
|
|
|

Teny iditra1  soa mampiadana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza
Singan-teny  4  soa, mampiadana
Tovy hevitra  5  soa mahafiadana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10