Teny iditra soa maroroka (soa, maroroka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy teny averimberin' ny ankizy sady mandro amin' ny ranonorana izy no falihavanja [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mots que répètent les enfants en se baignant à la pluie et par lesquels ils se souhaitent une rapide et heureuse croissance [Abinal 1888]

2012/05/22