Teny iditra soamiditra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely amin' ny diavolana: milahatra tsiroaroa mifanatrika izy ireo, dia mampitehaka ny tanany havanana sy havia avy sady mihira hoe "soamiditra e! soamiditra", ka amin' izay misy ankizy miditra tsirairay eo ambanin' ireo tanana mifampitehaka [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31