Teny iditra | soañe | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Veloma: Tsidik'olon-dohaena ko sy tape-mifangaritse dia ny soañe ro apetrake (Tsidik'olon-tsy havana ka rehefa nifankahita dia manao veloma) [1.78] | |
Tovy hevitra | soa añe | |
Fivaditsoratra | esona, soañe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |