Teny iditra | 1 soavina |
Fototeny | 2 soa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Asiana soa: Tsy ny olona hosoavina akory no tsy misy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be blessed, to be benefited |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on rend prospère |
Ohatra |
7 ho soavin' Andriamanitra! [2.48] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 asavony, asivano, avosain, iavosan, ivoasan, navosai, niavosa, nivoasa, savoany, soavina, voaisan, voasany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |