Teny iditra sobilaka (bilaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahitsy, mivaona, ary tsy mifanandrify; mivilana, mivilavila.
Mitovy hevitra: sovilaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay De travers, tordu, qui dévie, déchiré [1.3]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra sabilaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20