Teny iditra sodisody
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihelingelenana mba hizaha taratra; fihaodihaodiana manodidina zavatra, ka eny lavitra eny no mitazantazana sy manarangarana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Réserve, action de se tenir à l'écart par honte ou par timidité, action de rôder [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/06/13