Teny iditra sodisody
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihelingelenana mba hizaha taratra; fihaodihaodiana manodidina zavatra, ka eny lavitra eny no mitazantazana sy manarangarana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31