| Teny iditra | 1 soedoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Soeda: Mihoatra ny 8 tapitrisa ny isan' ny Soedoa
4 Mikasika an' i Soeda, an' i Soeda na avy any Soeda: Stockholm no seranana soedoa lehibe indrindraa [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|