Teny iditra | 1 soedoa |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Soeda: Mihoatra ny 8 tapitrisa ny isan' ny Soedoa Mikasika an' i Soeda, an' i Soeda na avy any Soeda: Stockholm no seranana soedoa lehibe indrindraa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |