Teny iditra | 1 soflera |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [fr. chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory |
Voambolana |
4 Haizavamaniry: anana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |