Teny iditra soga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-damba vita amin' ny landihazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Unbleached muslin fabric [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tissu de coton écru [1.8]
Ohatra 
1Tsy soga io Ragova a ! Tsy soga io, fa minoa ahy ianao. [2.472]
2Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31