|
|
|
|

Teny iditra1  soherina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay
4  [1.13] biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] chrysalide, nymphe
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny soherina io

Fivaditsoratra  8  hesorina, hiesoran, hoserani, noresahi, soherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21