Teny iditra soi > soitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalana na fanesorana amin' ny hazo na zavatra marani-doha; fanotoan' ny omby amin' ny tandrony; fanilihana hihataka. [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

soi   
antena
pour soi, à soi [1.3]