Teny iditra soiro (soitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao soirina [fitanisana]
Ohatra 
1Soiro tsara ny lavenona hirehetan' ny afo (Ecartez bien les cendres pour que le feu brûle bien) [Abinal 1888]
2Soiro amin' ny hazo lava ny voankazo (Faîtes tomber les fruits avec une perche) [Abinal 1888]
3Soiro amin' ny kofafa ny tranon-kala (Enlevez les toiles d'araignée avec le balai) [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31