Teny iditra soitrafo (soitra, afo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka [1.1]
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31