Teny iditra | 1 sokafana |
Fototeny | 2 sokatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko Avala hitanatana (vava), hihiratra (maso), hivelatra (boky)...: Sokafana ny vava rehefa mihinana Avala handehanana: Lalana vao nosokafana ity |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be opened |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#618, 1.8] qu'on ouvre 7 [1.3#618] qu’on entr’ ouvre, qu’on découvre ; (chemin ) défendu où l’on peut passer de nouveau |
Ohatra |
8 nosokafany ao amin'ny andro sy ny volana ka nasiany izao soratra izao: [2.324] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny sokafana io |
Fivaditsoratra | 14 asakafon, fanasoka, fanosaka, nasafoak, nasakafo, sakafoan, sokafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |