| Teny iditra | 1 sokera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina
4 Fanodidinana toerana na tanàna 5 Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a carpenter's square
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 équerre de charpentier
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | sokera, 18 sorake, 19 Soreka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|