|
|
|
|

Teny iditra1  sokeraina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hodidinina avy eo amin' ny lafiny roa na mihoatra: Nosokerain' ny fahavalo ny tanàna ka tsy nisy afa-nilefa ny mponina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be squared (of a corner)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on met à l'angle droit
Fototeny  6  sokera
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  asokerany, iseranako, sokeraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29