Teny iditra | 1 soki-nendra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] loadoaka amin' ny tarehy rehefa sitrana ny nendra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] pockmarks; scars resembling pockmarks |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] gravé de la variole, rongé par la rouille, etc |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Singan-teny | 7 sokitra, nendra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |