Teny iditra | 1 sokodrevo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [angl. screwdriver] Fitaovana fanodinana fantsika misy rindrany, ka ampiasaina raha handentika na hamaha azy |
Voambolana |
4 Fitaovam-piasana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |