Teny iditra sokoin' ny dia (soko, dia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza zaza adalan-dia, ta hanaraka izay olona rehetra mivoaka ny trano; maniry te hivoaka handeha lava izao [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31