Teny iditra sokolà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavapihinana amboarina amin' ny vovo-kakao izay totoina ka rehefa tonga fetafeta dia ampandrina amin' ny lasitra ary ampiana vovo-tsiramamy sy vanilina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Chocolate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chocolat [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: chocolat.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31