Teny iditra | sokolà | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavapihinana amboarina amin' ny vovo-kakao izay totoina ka rehefa tonga fetafeta dia ampandrina amin' ny lasitra ary ampiana vovo-tsiramamy sy vanilina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Chocolate [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Chocolat [1.8] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: chocolat. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |