Teny iditra | 1 sokona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hazo fisaka fantsihana amin' ny tavan' ny tafon-trano mba hiarovana azy, hatreny amin' ny tapenaka ka hatrety ambany |
Tovy hevitra | 4 sokina |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny sokona io |
Fivaditsoratra | 6 asokon, kosona, nakoso, nasoko, sokona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |