Teny iditra | 1 sokoraty |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] bilharzie |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 6 kankan-dio |
Fivaditsoratra | 7 akositro, asokitro, atrosiko, itrosako, itsorako, kosotray, sokoraty, soritako, trosaiko, tsorokay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |