Teny iditra | 1 solafahina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Andidiana na anombinana kely amin' ny fomba misompirana |
Fototeny | 4 solafaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 hasolafany, holafasany, isolafahan, nisolafaha, solafahina, solifahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |