|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  solafaka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] slipping
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant:
6  [1.8] qui glisse
Ohatra  7  solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa [1.1]
8  solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là) [1.3#620]
9  Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano. [2.471]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)13  solafaka
Sokajin-teny  14  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] diso noho ny halemena na tsy fahalalana
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3] qui se trompe par ignorance ou par faiblesse
Ohatra  17  Olombelona ihany ka solafaka [1.1]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  21  asolafak, lafasako, solafaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21